Aller au contenu

Fianakaviam-piteny oraliana

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 6 Desambra 2019 à 19:44 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Fiteny ao Eoropa sy Azia)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Fitsinjaran'ny fianakaviam-piteny oraliana. Ny manga: sampam-piteny fino-permiana, ny maitso: sampam-piteny ogriana, ny mavo: sampam-piteny samoieda; ny mavokely; ny fiteny iokagiry.

Ny fiteny oraliana dia fianakaviam-piteny ahitana fiteny miisa manodidina ny 30 izay tetenin'ny olona miisa 20 000 000 any ho any ap Eoropa sy any Siberia. Ny fiteny oraliana be mpiteny indrindra dia ny fiteny hongariana, ny fiteny finoa ary ny fiteny estoniana. Ny hoe oraliana dia avy amin'ny anaran'ny tendrombohitra Ural, izay heverina fa toerana nipoiran'io fianakaviam-piteny io.