Aller au contenu

Bangalore

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 13 Desambra 2020 à 19:35 nataon'i 93.157.169.14 (dinika) (2017 source edit)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Bangalore

I Bangalore na Bengaluru (Kannada: ಬೆಂಗಳೂರು) dia tanàna any atsimon'i India. Ny isam-poniny dia efatra tapitrisa mponina. Tanàna atao hoe maoderina i Bangalore ary silicon valley indianina no fiantsoana azy.